Tantara mikasika ny Zon'ny Nanova na Mpitia Mitovy Fananahana (LGBT) tamin'ny Oktobra, 2023
Fanapahankevitra manan-tantara: Nolavin'ny fitsarana Antampony ny fanambadian'ny mitovy fananahana ao India
Ny 17 Oktôbra 2023, nisy mpitsara dimy avy amin'ny Fitsarana Antampony ao India nanapaka tsy nisy nitsipaka / nanohitra ny fanaovana ho ara-dalàna ny fanambadian'ireo mitovy fananahana. Niteraka ahiahy teny anivon'ireo mpikatroka LGBTQ+ io didim-pitsaràna io