Tantara mikasika ny Zon'ny Nanova na Mpitia Mitovy Fananahana (LGBT) tamin'ny Jolay, 2011
Syria: Fanontaniana Momba Ny Tena Izy Amin'Ilay Bilaogera Hoe Voasambotra
Hatramin'ny nisian'ny tatitra fa hoe nisy vehivavy Siriana antsoina hoe Amina Arraf, noheverina ho i "Gay Girl in Damascus" - na "ilay vehivavy manambady vehivavy ao Damaskaosy" nosamborin'ny manampahefana tamin'ny Alatsinainy 6 Jona 2011, be ny ahiahy lalina nipongatra fa hoe mety tsy ho araka izay iheverana azy io vehivavy bilaogera io.