Tantara mikasika ny Zon'ny Nanova na Mpitia Mitovy Fananahana (LGBT) tamin'ny Desambra, 2018
Ny Antony Itiavan'ny Governemanta Senegaley ireo Fihetsiketsehana Manohitra ireo Mpifankatia Mitovy Fananahana
Manoratra tsikera mamay momba ny fihetsiky ny governemanta manoloana ireo hetsipanoheram-bahoaka ao Senegaly ny "Blog politique au Senegal". Ratsy: hetsipanoherana ireo fanambadiana an-tery setra ny ankizivavy. Tsara: hetsipanoherana iantsoana ny fandripahana ireo olona tia ny mitovy fananahana aminy.