Tantara mikasika ny Zon'ny Nanova na Mpitia Mitovy Fananahana (LGBT) tamin'ny Jona, 2021
Andiam-panafihana atao amin'ny olona LGBTQ + ao Azerbaijan
"Rehefa niantso ny polisy izy dia nilaza taminy ilay manampahefana fa 'Raha afaka nataoko hoy izy dia ny tenako mihintsy no nandoro ny pelaka.”
Tatitra vaovao manasongadina ny fitohizan'ny tsindry mitohy mahazo ireo Okrainiàna mpikatroka sy mpiaro zon'olombelona
Ankoatry ny fandrahonana nomerika, zavatra tena nahazatra tamin'ny telo volana voalohan'ny taona 2021 ny nahita herisetra ara-bàtana, fanimbàna fanànana ary ezaka fandemena ireo mpikatroka mpiaro zon'olombelona.
Antoko politika 15 miara-manasonia fifanarahana momba ny zon'ny queer
Antoko politika miisa folo dimy amby (dimy ambin'ny folo) tao Zeorzia no nanao sonia fanambaràna iray manasongadina ny fanoloran-tenany avy hiaro ny zon'ny olona queer izany hoe nisafidy ny sady tsy ho lahy no tsy ho vavy.