Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Febroary, 2015

Tantara mikasika ny Zon'ny Nanova na Mpitia Mitovy Fananahana (LGBT) tamin'ny Febroary, 2015

Noho Ny Fanekena Ny Pelaka Tao Hong Kong, Naka Lokon'ny Avana Ny Valopin'ny Taombaovao

Vondrona iray misy ireo mpikatroka mafàna fo no nanolotra ireo valopy efa mahazatra hatramin'izay, saingy tsy vola no tao anatiny fa ny tantaram-piainana tena izy momba ny fanamby atrehan'ireo pelaka lahy sy vavy mandritry ny fotoana firavoravoana.