Tantara mikasika ny Zon'ny Nanova na Mpitia Mitovy Fananahana (LGBT) tamin'ny Jolay, 2015
Taorian'ny Tsindry Avy Amin'ny Vondrona Mpanohitra Ny LGBT, Nandao Ny Anjerimanontolon'i St. Petersburg Ilay Psikôlôgy

Nofoanan'ny Anjerimanontolom-Panjakana Fianarana Ho Mpitsabo Zaza ao St. Petersburg ny kaomisiona medikaly iray mpanao fandidiana fanovàna taovam-pananahana, ary toa noroahany aza i Dmitry Isaev, ilay dokotera nitarika ilay kaomisiona, taorian'ny fanentanana nataon'ny vondrona iray manohitra ny pelaka,
Mamory Olona 28.000 Any Singapore Ny Fidinana an-dalamben'ny Teboka Mavokely Ho An'ny Zon'ireo LGBT
"Mino izahay fa mendrika ny hitia an-kalalahana sy haneho ny maha-izy azy an-kalalahana ny rehetra"