Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Novambra, 2019

Tantara mikasika ny Zon'ny Nanova na Mpitia Mitovy Fananahana (LGBT) tamin'ny Novambra, 2019

04 Novambra 2019

Fetiben'ny Zavakanto tsy eken'ny “toe-tsaina nasionaly” ao Azerbaijan

Nampifantoka ny maso loatra ny hosodoka an-drindrina iray mamaritra vatana transgenre iray ka tonga dia voaloko raha vao vita ny fetibe — ary tsy artistika no nanaovana izany.