· Septambra, 2007

Tantara mikasika ny Zon'ny Nanova na Mpitia Mitovy Fananahana (LGBT) tamin'ny Septambra, 2007

HongKong: GazetyBoky vetaveta sy Baiboly Vetaveta

  21 Septambra 2007

Nosokafan’ny olo-tsy fantatra  tamin’ny 15 may tao amin’ny tranonkala truthbible (baiboly tena izy) ny fanenjehana ny Baiboly ho enti-manohitra ny didy navoakan’ny Fitsarana misahana ny lahatsoratra tsy fampiseho masoandro (ang. Obscene  Articles Tribunal’s na OAT) manambara fa tsy mendrika ny laharana roa navoakan’ny gazetin’ny mpianatry ny Oniversitey Shinoa.  Hatramin’izao [20...