Tantara mikasika ny Zon'ny Nanova na Mpitia Mitovy Fananahana (LGBT) tamin'ny Marsa, 2017
Andro Erantany Ho An'ny Vehivavy, Nidina an'Arabe i Amerika Latina
Hetsika an'arabe sy fandraisana andraikitra avy amin'ireo mpikatroka maro no nandrandrain'i Amerika Latina tamin'ny Alarobia, taorian'ireo fanomezana toky avy amin'ireo vondrona sivily hoe hanatevina laharana ny fitokonana tsy hiasa amin'ny Andro Erantany natao ho an'ny Vehivavy.
Mampitroatra Ny Fivavahana Mpitahiry ny Nentindrazana Ao Malezia sy Singapaoro Ny ‘Fotoam-Pelaka’ Vaovao Ao Amin'ny Disney
Tsy faly mikasika ilay famerenana mamokatra ilay sarimihetsika Disney ''Ilay Vehivavy Tsara Tarehy Sy Ilay Bibidia'' ireo vondrona ara-pinoana sy ny fanjakana mpanao sivana ao Singapaoro sy Malezia noho ny fisianà hetsika pelaka mivantana ao anation'ilay sarimihetsika