Tantara mikasika ny Zon'ny Nanova na Mpitia Mitovy Fananahana (LGBT) tamin'ny Desambra, 2017
Taorian'ny 10 Taona Nitolomana, Miha-Antomotra Ny Fankatoavana Ilay Hany Fikambanana LGBT ao Mozambika
" Antsan'ny fitoviana, fandriampahalemana, ary ny firindràna ara-tsosialy ity didy ity. Ankehitriny, mirehareha amin'ny maha-mozambikana ahy aho."
Feon'ny Vehivavy Afrikana – tamin'ity herinandro ity
Satria rehefa manaja ny vehivavy ihany ny firenena ary mandray azy ireo am-pahamendrehana, dia izay vao afaka hisy ny tena fandrosoana. Voalohan-daharana amin'ny maha-olombelona ny vehivavy noho ny maha-reny sy mpikarakara voalohany azy
‘Iray Isika': Nanjary Ara-dalana Ny Fanambadian'ny Olon-droa Mitovy Taovam-pananahana
Lasa ara-dalàna ny fanambadian'ny samy lahy na vavy ao Aostralia. Nankatoavina avy hatrany ny fanambadian'ny vahiny. Hanomboka amin'ny 9 Janoary 2018 ny lanonana voalohany.
Asongadin'ny Famonoana Ilay Vehivavy Niova Fananahana Ao Trinidad Sy Tobago Ny Fanavakavahana Atrehan'ny Vondrom-piarahamonin'ny LGBT
"Ity olona mahafinaritra ity, izay nikarkara betsaka ny hafa, maty tamin'ny tsy nisy antony .. raha tsy hoe angaha, noho ny maha-samihafa azy. Nahatratra toerana ambany vaovao i Trinidad."