Tantara mikasika ny Zon'ny Nanova na Mpitia Mitovy Fananahana (LGBT) tamin'ny Marsa, 2015
Bilaogera Ao Singapore Nitsikera Ny Lalàna Momba Ny Firaisana Ara-nofon'ny Pelaka, Nasaina Nandoa Lamandy Fa ‘Nanala-baraka Ny Fitsarana ’

"Ny fanenjehana an'i Alex Au noho ny nanandratany feo dia ohatra iray monja amin'ireo fanirian'i Singapore hampiasa amin'ny tsy tokony ho zy ny lalàna mba hanampenam-bava ireo mpanakiana azy."