· Febroary, 2019

Tantara mikasika ny Zon'ny Nanova na Mpitia Mitovy Fananahana (LGBT) tamin'ny Febroary, 2019

Bahrain: Miantso ny Fandroahana ireo Tia ny Mitovy Fananahana aminy ireo Solombavambahoaka

Mivoaka amin'ny fahanginana dia mivoaka ny firenena ihany koa? Entin'i Ayesha Saldanha amintsika ny fanehoankevitr'ireo bilaogera momba ny fiadian'ireo solombavambahoaka Bahrainita hametrahana lalàna iray vaovao hanakanana ny fiarahan'olon-droa mitovy fananahana ao an-toerana sy handroahana ireo vahiny mpila ravinahitra ka tia ny mitovy fananahana aminy.