Tantara mikasika ny Filazana tamin'ny Mey, 2021
Mitady Toniandahatsoratra mpiara-miasa ny Global Voices
Mitady Toniandahatsoratra mpiara-miasa ny Global Voices (GV), hanampy ny ekipa mpamoaka lahatsoratra Global Voices.
Fanavaozam-baovao avy amin'ny fivorian'ny ekipa foibe GV

Tamin'ny herinandro lasa tamin'ny volana Aprily, nanokana fotoana vitsivitsy ny ekipa foibe GV hanaovana fivoriana virtoaly, namela ny adidinay mahazatra mba hifantoka amin'ny lohahevitra lehibe momba ny fandaminana.
Mitady soba toniandahatsoratra miteny anglisy any Azia-Pasifika ny Global Voices
Mitady toniandahatsoratra mpanampy hiasa any Azia-Pasifika hisahana ny famoahana tantara nosoratana na nadikan'ny mpandray anjara amin'ny teny Anglisy ny Global Voices (GV). GV stories focus on topics such as...
Spotify, Aza mitsikilo: Nanatevin-daharana ny fiaraha-mientan'ny mpiangaly mozika miisa 180 sy ny vondrona mpiaro ny zon'olombelona ny Global Voices

Nanatevin-daharana ny fiaraha-mientan'ireo mpiangaly mozika miisa 180 sy ny fikambanana mpiaro ny zon'olombelona manerana izao tontolo izao ny Global Voices tamin'ny fandefasana taratasy tany amin'ny Spotify miantso ny orinasa hanao fanoloran-tena ampahibemaso mba tsy hampiasa, hanome lisansa, hivarotra, na haka vola amin'ny patantin'ny teknolojia vaovaon'ny famantaran-teny.