Tantara mikasika ny Filazana tamin'ny Avrily, 2024
Global Voices mitady Talen'ny Lingua Director, hanara-maso akaiky ireo tetikasa sy ireo sehatrasa marofiteny
Tadiavin'ny Global Voices olona iray ho talen'ny Lingua hanefy sy hampandroso sehatrasa marofiteny manerana ireo tetikasanay sy ireo sampana ato aminay. Hananany ny fitiavana lalina ho amin'ny fiteny marolafy, ny ho mpanentana mafana fo sy mpanohana ny fandraisan'ny vondron'olona anjara.