Tantara mikasika ny Filazana tamin'ny Aogositra, 2017
Miaraha aminay Mivantana! Iraka: Milaza Ny Tena Tantara Marina Ve Ny Fampitam-baovao?
Kitiho eto raha hiaraka aminay hifanakalo hevitra mivantana izay ahitana raha toa ka tena mitati-baovaon'i Irak tsy misy fitongilanana ny fampitam-baovao. Azonao atao ny mijery na mihaino mivantana ao amin'ny habaka ary miditra amin'ny fifanakalozan-kevitra antserasera mba hanehoanao ny fomba fijerinao.
Sivana : Herdict Web, Fitaovana Vaovao Hilazàna Ireo Tranonkala Tsy Mety Hidirana

Mirehareha ny Global Voices Advocacy (sampan'ny Global Voices ho fiarovana ny fahalalaham-pitenenana ato amin'ny Aterineto) manambara ny fijoroan'ny Herdict Web.
Misorata Anarana Hanatrika ny Vovonana Global Voices 2017 Izao: 2-3 Desambra ao Colombo, Sri Lanka!
Misokatra ny fisoratana anarana GV Summit 2017! Miaraha aminay hivory ao Colombo hitapatak'ahitra momba ny fivoaran'ny aterineto misokatra, ny hetsika mahaolompirenena an-tserasera ary ny zon'olombelona amin'izao andron'ny nomerika izao.
Fifaninanana Tononkalo Momba ny Andron'ny Mpifankatia Nokarakarain'ny Global Voices – Ilay Safidin'ny olona!
Nilaza ny heviny ilay MPITSARA NY FIFANINANANTSIKA, sady tamin’ny fomba kanto tokoa. Ary izao dia anananay ny andraikitra mora tanterahina lavitra izay tsy inona fa ny fanambaràna ilay mpandresy araka ny Safidin'ny Olona.