Tantara mikasika ny Filazana tamin'ny Avrily, 2018
Rosia: Nahazo ny loka Runet ny “Help Map”
Nahazo ny Loka Runet 2010 lehibe indrindra tamin'ny sokajy " Fanjakana sy ny Fiarahamonina" ny Toniandahatsoratry ny Runet Echo Grisha Asmolov and Alexey Sidorenko .
Etazonia: “Voices without Votes” mijery ny adihevitra
Rehefa miditra ao amin'ny tranonkalan'ny fifidianana Amerikana, Voices without Votes an'ny Global Voices ianao, dia azonao antoka fa afaka mahafantatra zavatra betsaka momba izay lazain'izao tontolo izao mikasika ny adihevitra androany alina eo amin'ny kandidà filoha lefitra Amerikana, Sarah Palin sy Joe Biden.
Fampahafantarana ny lahatsarin'ny Global Voices ao amin'ny Facebook – Ampio izahay hanaparitaka ny tontolon'ny GV amin'ny alàlan'ny fizaranao izany !
Angamba efa mety nahamarika izany tao amin'ny famahanam-baovaon'ny Facebook ny sasany taminareo... nanomboka namokatra horonantsary fohy avy amin'ny tantaran'ny Global Voices izahay tamin'ny volana May 2016 !
We Matter: Fanentanana amin'ny aterineto mizara fanantenana sy fitsaboana miaraka amin'ny tanora tompotany
Ny 'We Matter' dia fanentanana antserasera ao Kanada izay manasa ny tanora tompotany sy ny mpiara-dia aminy mba handefa lahatsary fohy ao amin'ny tranonkalan'izy ireo.
Nankalaza ny andro iraisampirenena ho an'ny frankôfônia ny Global Voices amin'ny teny frantsay
Namakafaka ny dikan'ny hoe miteny frantsay (ankoatra ny fiteny hafa, ho an'ny maro amin'izy ireo ) ireo firenena sy faritany miisa dimampolo teo ho eo izay miteny frantsay, ary ao anatin'ny (na tsia) Fikambanana Iraisampirenena ho an'ny Frankôfônia .
Miady Hevitra momba An'i Darfur: Mametraka Fanontaniana Amin'ny Ambasadera Sodaney ao Amin'ny Firenena Mikambana Ny Bilaogera
"Inona no tadiavin'i Sodàna?" "Iza no heverinao fa manome fitaovam-piadiana ho an'ny mpikomy?" Ireo fanontaniana tsotra mamitaka ireo no napetraky ny mpidinika tamin'ny hetsika Reuters Newsmaker tamin'ny ambasadera Sodaney ho an'ny Firenena Mikambana tao New York ny 24 May, 2007.
Lingua: Tetikasa Fandikan-teny Antserasera Manerantany
Tao anatin'ny roa taona, nitombo ny vondrom-piarahamonin'ny fandikan-teny ato amin'ny Global Voices satria nampiditra fiteny samihafa 15 (7 fanampiny ho avy!) ary mpandika teny an-tsitrapo maherin'ny 75. Raha ny marina, talanjona amin'ny fitomboanay izahay.
Ny Loka “Breaking Borders” Tao Amin'ny Vovonana GV 2010
Loka vaovao noforonin'ny Google sy ny Global Voices ny loka Breaking Borders (Mandrava ny Sakana) ary tohanan'i Thomson Reuters ho fanomezam-boninahitra ireo tetikasan'ny tranonkala miavaka ataon'ny olon-tsotra na vondrona izay maneho ny herimpo, tanjaka ary saina amin'ny alàlan'ny fampiasana ny Aterineto mba hampiroboroboana ny fahalalaham-pitenenana.