Tantara mikasika ny Filazana tamin'ny Novambra, 2021
Famelabelaran-kevitry ny Bread & Net hijerena ny fifampihazonan'ny zo ankihy sy ny fiteny any Afrika Avaratra Afovoany Atsinanana (MENA)
Miaraha aminay amin'ny fihaonambe Bread & Net amin'ny 24 Novambra handinika ny fihaonan'ny zo nomerika sy ny fiteny tsy dia ahitana loharano firy ary ny fiteny ao MENA vitsy an'isa.
Ho an'ny Tetikasany Advox, mitady toniandahatsoratra / mpandrindra ny Global Voices
Advox, dia mitady toniandahatsoratra / mpandrindra, mba hanohana ny fametrahana ireo tetikasa Advox sy ny fandaharanasa Advox amin'ny ankapobeny.
Mitady Mpitantana Fandikan-teny hitarika ny ekipa Lingua Frantsay ny Global Voices
Alefaso ny fangatahan'asa ho mpitantana ny fandikan-teny Frantsay ho an'ny Global Voices! ...
Miaraha aminay MIVANTANA amin'ny 2 Desambra hitapatapak'ahitra momba ny “Fampiroboroboana an-tambajotra sosialy”
Ity tapatapak'ahitra maharitra 60 minitra amin'ny Alakamisy 2 Desambra amin'ny 4 ora hariva GMT / 5 ora hariva CET / 11 ora maraina EST / 8 ora maraina PST ity dia hifantoka amin'ny fomba hizaran'ny fikambanana mpamoaka vaovao tantara amin'ny mpanjohy manerana ny tambajotra sosialy.