Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Jona, 2017

Tantara mikasika ny Filazana tamin'ny Jona, 2017

30 Jona 2017

‘Ndao Hitety Izao Tontolo Izao Amin'ny Boky Miaraka Amin'ny Global Voices !

Andro Manerantany natokan'ny UNESCO ho an'ny boky ny 23 aprily - tsy hoe ny fitiavan'ny ekipan'ny Globale Voices ny bilaogy no hanadinoanay ireo endrika hafan'ny fanehoankevitra an-tsoratra!

29 Jona 2017

Bilaogy Maghrebiana

Nanomboka tetikasa iray vaovao mitondra ny anarana hoe Maghreb Blog (Bilaogy Maghrebiana) ny vondronà mpanoratra bilaogy mavitrika avy ao amin’ny tontolo Maghrebiana; izay misy an'i Maraoka, Tonizia, Alzeria, Libia ary Maoritania.

22 Jona 2017

Ny Loka Knight-Batten: Ary ny mpandresy dia ….

Tena rariny ny nahenoko ny vaovao ho an'ny lokan'ny fanavaozana ny asa fanaovan-gazety izay tantanan'ny J-Lab (Ivontoerana ho an'ny Fanaovan-gazety Hifandrimbonana ao amin'ny Oniversiten'i Maryland) avy tamin'ilay mpiara-miasa amiko Georgia Popplewell nandritra...

20 Jona 2017

Fitantarana Manokana: Fandriampahalemana Afovoany Atsinanana 2007

Nibahana tamin'ny lohatenim-baovao iraisampirenena nandritra ny dimampolo taona mahery ny Resaka Afovoany Atsinanana. Anjaran'ireo mpiserasera ao amin'ny faritra ankehitriny ny mampiseho ny fomba fijerin'izy ireo ny zava-mitranga mikasika ny fiainan'izy ireo, ny fiarovana sy ny fitonian'ny firenena izay onenan'izy ireo.

17 Jona 2017

Filazana ny Vovonana Global Voices Taona 2017: Any Colombo, Sri Lanka Isika amin'ny 2-3 Desambra ho avy izao!

Hamakafana ny fanamby atrehin'ny aterineto misokatra, itadiavana fanontaniana amin'ny mari-pandrafetana misokatra ary ny fepetra hahazoana fahalalaham-pitenenana azo antoka ao anatin'ny tontolo iakaran'ny fandrahonana azy roa ireo ny fihaonan'ny taona 2017 hataontsika