Tantara mikasika ny Filazana tamin'ny Mey, 2012
Ireo Bilaogera Kenyana, Maniry Ny Handray Anjara Maimaim-poana Amin'ilay Vovonamben'ny Filazam-baovaon'olon-tsotra Global Voices?
Global Voices dia manome fahafahana hanatrika izany maimaim-poana ho anà bilaogera enina ao Kenya. Mba hahafahanao mandray anjara amin'izany fifaninanana izany, ary ho isan'ny iray amin'ireo enina ireo, dia manorata lahatsoratra anaty bilaogy ahitàna voambolana 500 na latsaka kely mikasika ity lohahevitra ity "Ahoana no ahafahan'ny filazam-baovaon'olon-tsotra manampy mba hiantohana...
Fiaraha-miasa vaovao miaraka amin’ny “International Relations and Security Network” (ISN)
Nifanaiky hiara-hiasa ny Global Voices sy ny International Relations and Security Network (Orinasam-Piarovana sy Fifandraisana Iraisampirenena), mba hampahafantatra ny hevitry ny olona mikasika ny fifandraisana iraisam-pirenena sy ny fandriampahalemana manerana izao tontolo izao. Halefa ao amin’ny bilaogin’ny ISN sy ao amin’ny Global Voices isaky ny faharoan’ny volana ireo lahatsoratra avy...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...