Tantara mikasika ny Filazana tamin'ny Febroary, 2016
Dingana Voalohany Fandraisana Anjara Amin'ny Tetikasam-Pikarohana: Teny Teratany sy Media Nomerika
Faly ny Rising Voices manambara ny fisian'ny tetikasa fikarohana ifarimbonana izay mijery ny andraikitra sy ny fanamby amin'ny fampiasana ny teknolojia media nomerika mba hamelomana ny teny indizeny ao Amerika Latina.
Arahabain'ny Rising Voices Ny Tetikasam-Piarovana Teny Indizeny Dimy Vaovao
Arahabain'ny Rising Voice Ireo mpandresy dimy avy ao Arzantina, El Salvador, Meksika, ary Nikaragoà izay nahazo vatsy ara-bola avy aminy Rising Voices noho ny fahavitrihany hiarovana ny tenin-teratany ara-nomerika.