Tantara mikasika ny Filazana tamin'ny Jona, 2013
Ny Fomba Fandrakofana Fifidianana Miaraka Amin'ny Media Sosialy… Tsy Misy Aterineto

Mampandeha hetsi-panentanana mikasika ny media sosialy, mandrakotra fifidianana any amin'ny toerana manana aterineto voafetra? Nahavita izany nandritra ny herintaona ny Ghana Decides, namolavola paikady vaovao ho amin'ny tombontsoany.