· Aogositra, 2009

Tantara mikasika ny Filazana tamin'ny Aogositra, 2009

Mahazoa T-Shirt Global Voices vaovao

02 Aogositra 2009

Raha tia ny Global Voices ianao, dia tsy misy fomba hafa sy tsotra ho fanehoanao izany afa tsy ny mitafy ny akanjo (T-Shirt) Global Voices vaovao mahafatifaty iray. Hivory hanotrona an’i Barack Obama ve ianao, na ny mpanjakavavin'i Jordania ? hitafio ilay T-shirt! Hiseho amin’ny fahitalavitra? Aza hadinoina ilay akanjonao...