Tantara mikasika ny Filazana tamin'ny Jolay, 2010
Manambara ny fanohanana avy amin'ny Omidyar Network ny Global Voices
Amin-kafaliana no ilazako fa nanao fampiasam-bola mahatratra 1,2 tapitrisa dôlara amin'ny asan'ny Global Voices ny Omidyar Network. Fifandaminana mpanao asam-panasoavana ny mpiara-belona, natsangan'ny mpanorina ny eBay antsoina hoe Pierre Omidyar...