Tantara mikasika ny Filazana tamin'ny Febroary, 2017
Fanapahana Henjana Ao Atlantic City: Blaogy Lahatsarin'ny Tanora Ho An'ny Fivoaran'ny Fiarahamonina
Niaina tontolo andro nahafinaritra be aho omaly, niara-niasa tamina ekipa mpampianatra efa ho roa ambin'ny folo avy ao amin'ny sekoly ambaratonga voalohany MLK tao Atlantic City, any New Jersey. Ao amin’ny fiarahamonina ambany fidiram-bola sy be herisetra no misy ilay sekoly