· Marsa, 2018

Tantara mikasika ny Filazana tamin'ny Marsa, 2018

Fananganana Forum Mobcasting

  12 Marsa 2018

Noho ny fanehoan-kevitra tsara azoko momba ny famoronana paikady fandraketana sy fandraisam-peo amin'ny finday amin'ny alalan'ny open source mora vidy, dia nametraka lisitra mailaka vaovao sy vondrom-piarahamonina Habaka ho an'ireo olona liana amin'ny fanatanterahana izany aho.