Tantara mikasika ny Filazana tamin'ny Novambra, 2016
Anio no andron'ny #GivingTuesday – Fanolorana Fanomezana Ho An'ny Global Voices
Mampahatsiahy antsika ny hetsika tamin'ity taona ity fa mbola tsy vita mihitsy ny asa fanorenana tetezana hifandraisana sy hiarovana ny zo fototra . Miangavy anao mba hanolotra fanomezana ny Global Voices amin'ity #GivingTuesday ity.