Tantara mikasika ny Filazana tamin'ny Avrily, 2011
Okraina: Fitorahana Bilaogy Momba Ny Nofy
Taorian'ny fampianarana momba ny fampiasàna ny mediam-bahoaka, mino ireo mafana fo avy ao anatin'ny Fikambanan'ireo Mpisolovavan'ny Fitsaboana Fanolo any Okraina [ru] ary mino fa mety ho fitaovana lehibe amin'ny fampahafantarana ny fitsaboana fanolo ny fitorahana bilaogy ary hiarovana ny zon'ny marary ny fitorahana bilaogy, sady fitaovana hanoratan'izy ireo momba ny...
Ny boky fitarihana “Mibilaogy amin'ny lafiny tsara (Bloguer positivement)” amin'ny teny swahili
Faly mampilaza ny Rising Voices fa ny boky fitarihana azy ireo ” Mibilaogy amin'ny lafiny tsara (Bloguer positivement)” dia efa misy amin'ny fiteny swahili noho ny fandikan-teny nataon'i Collins Oduor, izay anisan'ireo mpikambana ao amin'ny tetikasanay Rising Voices, Repacted, mifototra ao Nakuru, ao Kenya, miaraka amin'ny fanampian'i Deogratis Simba amin'ny tetikasa Global Voices...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...