Tantara mikasika ny Filazana tamin'ny Jolay, 2019
Efa misy ankehitriny ny Lingua vaovao Nubian!

Miarahaba izao tontolo izao! Efa misy ankehitriny ny Lingua Nubian! Tsy maintsy milaza aho fa nofinofiko hatramin'ny naha-mpitantana ny Lingua ahy ny hanana ny Nubian eo amin'ny fitenintsika. Misaotra anao, Momen Talosh, noho ny fahavononanao hanara-maso ny fanombohana ny tetikasa!
Vaovao mahafinaritra momba ny Lingua Espaniola!

Nandritra ny taona maro, Juan Arellano no tonian-dahatsoratry ny Lingua Espaniola, manara-maso ny fandikana ny lahatsoratra GVAnglisy mankany amin'ny teny Espaniola. Tamin'ny Janoary anefa, nanambara i Juan fa hiala izy ka manomboka amin'ny 15 Febroary, i Gabriela Garcia Calderon no hisolo azy.
Tongasoa eto amin'ny Global Voices i Connie Moon Sehat

Faly aho mampahafantatra an'i Connie Moon Sehat, talen'ny tetikasa vaovao ho an'ny tetikasa News Frames!
Fanavaozam-baovao NewsFrames Global Voices

Manakaiky ny fanombohan'ny tetikasa NewsFrames isika. Hanasonia ny fifanarahana amin'ny Digital News Initiative an'ny Google isika amin'ity herinandro ity, ary hanambara ny asa voalohany mifandraika amin'ny tetikasa, dia ny talen'ny tetikasa.
Endrika vaovao WordPress sy Lingua

Miarahaba, Jeremy developera ao amin'ny Global Voices ihany ity. Vao avy nanavao ireo tranonkala rehetra ampiasaina amin'ny endrika WordPress (4.5.3) izahay ary te-hampiseho endrika vitsivitsy mahafinaritra izay nampidirina vao haingana aho.
Nahazo ny loka Google Digital News Initiative ny Global Voices

Nahazo ny loka Google Digital News Initiative ny Global Voices. Famintinana ny tetikasa sy ny antsipirihany.
Fivoriana NewsFrames: Boston, Septambra 2016

Salama daholo! Araka ny nampanantenaina vao haingana, nanana fanombohana tsara ny NewFrames ary te-ahampahafantatra anao ny zava-mitranga izahay.
Ny fiteny rehetra eto amin'izao tontolo izao: fampahafantarana ny Wikitongues

(Lahatsoratra nivoaka tamin'ny volana Febroary 2016) Hetsika ho an'ny zon'olombelona ny Wikitongues . Manorina ny arsivan'ny kolontsaina iombonana mbola tsy fahita hatramin'izay izahay miaraka amin'ireo mpandaha-teny sy mpampiasa ny fiteny rehetra...