Tantara mikasika ny Filazana tamin'ny Septambra, 2019
Global Voices ao amin'ny Radio Open Source (2005)
(Lahatsoratra tamin'ny volana May 2005) Nanolotra manontolo ny fandaharany faharoa ny Zoma ho an'ny Global Voices ny Radio Open Source, fandaharana vaovao amin'ny onjam-peo ho an'ny daholobe natolotr'i Chris Lydon avy any Cambridge, Massachusetts. Nahitana ny resadresaka tamin'ny finday niaraka tamin'ireo bilaogera Hossein Derakhshan (Hoder), Ndesanjo Macha, Dina Mehta, Steve...
Manambara ny fiarahana miombona antoka ara-botoaty miaraka amin'ny KIRRT
Manambara ny fiarahany miombona antoka amin'ny tetikasa Kirrt izay manangona ireo mpanao asa tanana sy mpanakanto avy ao amin'ny faritra Punjab any India ny Global Voices mba hanolorana sy hampiroboroboana ny asan'izy ireo.