Tantara mikasika ny Filazana tamin'ny Marsa, 2008
Fanampiny samihafa ao amin'ny renipejin'ny Global Voices
Nandritra izay efatra taona mahery nijoroan'ny tetikasa izay, dia tsy nitsaha-nitombo sady nanjary nihoatry ny fehin-dahatsoratra amin'ny blaogy eran'izao tontolo izao fotsiny ny Global Voices izay mibahan-toerana eto amin'ny renipejy....
Torolalana bloguer pour une cause!
Amin-kafaliana no anambaranay ny fahavitan'ny dika amin'ny teny frantsay ny Blog for a Cause! ( bolongana mitondra teny!), mankasitraka indrindra ny vitan'i Claire Ulrich avy amin'ny Global Voices en Français...
Tonga soa ny GVO dika teny Alemana, Albaniana ary Masedoniana
Faly dia faly ny Global Voices Lingua milaza aminareo anio fa misokatra amin'ny fomba ofisialy anio ny teny Alemana, Albaniana ary Masedoniana. Pejy vaovao indray no misokatra anio. Nahavory vondron'olona...