Tantara mikasika ny Filazana tamin'ny Desambra, 2019
15 taona ny Global Voices!
Koa satria tonga amin'ny faha-15 taona isika dia maka fotoana izahay hisaorana ny vondrom-piarahamonina manerantany mandray anjara sy ireo mpamaky sy mpanohana nanome ho an'ny Global Voices hery sy angovo haharetana.
Fiovam-pitantanana ny Lingua Frantsay!
Fanambaràn'ny Global Voices ny mpitantana vaovao ny Fandikàna ho amin'ny teny Frantsay!