Tantara mikasika ny Filazana tamin'ny Avrily, 2014
Miara-miasa Amin'ny Fikambanana Melton Ny Global Voices Amin'ny Andian'ny Fampianarana Manaraka
Ao anatin'ny efa-bolana manaraka, mpianatra enina nahazo vatsy avy amin'ny Melton avy ao Shily, India sy Shina no homena fiofanana amin'ny Aterineto mikasika ny fikarohana sy fanoratana ato amin'ny Global Voices.