Tantara mikasika ny Filazana tamin'ny Janoary, 2019
Ny Lokan'ny Famahanana Bilaogy Boukary Konaté voalohany tao Mali
Efa misy ankehitriny ny loka famahanana bilaogy ho fanomezam-boninahitra ny fahatsiarovana ilay namana Boukary Konaté.
Fantaro i Simona Mayo, mpampiantrano ny kaonty Twitter @ActLenguas ny 21 ka hatramin'ny 28 Janoary 2019
Fantaro i Simona Mayo, izay ho mpampiatrano ny kaonty Twitter @ActLenguas manomboka ny 21 ka hatramin'ny 28 Janoary 2019 amin'ny resaka fanentanana vaovao hitakiana zo ara-piarahamonina sy ara-pitenenana.
Fitantarana manokana: Ny namonoana an'i Benazir Bhutto
Raha jerena ny habetsahan'ny fanehoan-kevitra avy amin'ireo bilaogera manerana izao tontolo izao mikasika ny famonoana ny praiminisitr'i Pakistana teo aloha, Benazir Bhutto, dia nametraka pejy Fitantarana Manokana nanangonana ireo fanehoan-kevitra maromaro avy any Pakistana sy ireo faritra hafa ao Azia Atsimo izahay...
WSISblogs.org: Hevitra tokony hohatsaraina?
Araka ny efa fantatry ny maro aminareo, herintaona latsaka sisa dia ho avy ny Fihaonambe Manerantany momba ny Fiarahamonin'ny Vaovao (World Summit on the Information Society) (WSIS) 2005. Karakarain'ny Firenena Mikambana sy ny ITU, hiezaka hamita ny asan'ny fihaonambe WSIS voalohany tamin'ny desambra 2003 ny WSIS.