Tantara mikasika ny Filazana tamin'ny Mey, 2019
Fampianarana ny fiteny Swahili ho an'ny mpandray anjara ny fihaonambe
Nanokana ireo andro farany vitsivitsy tamin'ny fanomanana ity fanomezana tsy nampoizina kely ity ny ekipa vitsivitsy avy amin'ny mpanoratra sy ny toniandahatsoratra tato amin'ny Global Voices nandritra ny Vovonana Global Voices 2012 : ny "Swahili ho an'ny Torolalan'ny Mpandray Anjara tamin'ny Vovonana". Alaivo ary ankafizo!
Fampandrenesana momba ny Vovonana ho an'ny Fampitam-baovaon'Olontsotra Global Voices any Azia Pasifika: Manasa anao hiaraka aminay any Taipei, Taïwan amin'ny 2 Jona!
Hiresaka momba ireo fanamby vaovao momba ny teknolojia sy ny politika ary ny fiantraikan'izany amin'ny zon'ny aterineto sy ny fikatrohana, ny fiarovana nomerika sy ny tsiambaratelon'ny fiainana manokana, ny fandraisan'najara nomerika ary ny fampandrosoana ny Vovonana.