Tantara mikasika ny Filazana tamin'ny Avrily, 2012
The Engine Room: Fanasokajiana Ny Teknolojian'ny Fisoloana Vava Sosialy
The engine room dia fikambanana iray manokana amin'ny fampahombiazana ny fampiasana ny teknolojia vaovao amin'ny asa fisoloana vava. Manatsara sy mameno ny fitaovam-pifandraisana mba hampilamina sy hamahoahana ny fampiasana ny teknolojia vaovao amin'ny asam-pisoloana vava. Teraka avy tamin'ny ezaka fikarohana mivoatra roa herinandro taorian'ny fanonganana ny filoha Ejiptiana, Hosni Mubarak izany tetikasa...
Global Voices: Mampahafantatra ny Vovonan'ny Fifampitam-baovaon'Olo-tsotra Taona 2012 Hotontosaina ao Nairobi, Kenya
Faly izahay mampilaza ny Vovonan'ny Fifampitam-baovaon'olo-tsotra ao amin'ny Global Voices taona 2012! Ao Nairobi, Kenya no toerana hanaovana izany amin'ny 2-3 Jolay 2012, miara miasa aminay amin'izany ny iHub ao Nairobi. Tsidiho ny tranokalan'ny Vovonana ahitana vaovao fanampiny momba ny tanjon'ny fihaonana – Alefanay tsy ho ela ny mikasika ny antsipirihan'ny fisoratana anarana sy ny tsara ho...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...