Tantara mikasika ny Filazana tamin'ny Septambra, 2012
Jery Todika Momba Ireo Nahazo ny Famatsiana Nandritra Ny Fihaonambe

Nahaliana olona maro avy amin'ireo firenena avy ao Afrika Atsinanana, i Oganda sy Kenya ilay fifaninanana famatsiam-bola madiniky ny Rising Voices 2012. Efa nanana traikefa tamin'ireo fanohanana tetikasa eran-tany ny Rising...
Eoropa Tratran'ny Krizy: E-Boky Voalohany Navoakan'i Global Voices
"EU in crisis" (Eoropa Tratran'ny Krizy amin'ny teny anglisy) no vokatra voalohany avy amin'ny tetikasan'ny Global Voices Books ary ahitana ny tsara indrindra tamin'ireo resaka an-tserasera nifanakalozana tao amin'ity kaontinanta iray ity