Tantara mikasika ny Filazana tamin'ny Jona, 2021
Nohavaozinay ny Torolàlana momba ny Famerenana Mamoaka Lahatsoratra GV: Ireto no tokony ho fantatrao

Raha olom-baovao amin'ny vondrompiarahamonina GV ianao, na tsy dia mbola zatra loatra miaraka amin'ny fametahana lisansa Creative Commons sy ny fomba fiasàny, amporisihanay ianao hiverina hijery ny pejy nasiana fanavaozana momba ny Torolàlana Famerenana Mamoaka Lahatsoratra.
Mitady tale ho an'ny Tetikasa Advox ny Global Voices, mba hitarika ny asanay eo amin'ny teknolojia sy ny zo

Mitady Tale hitantana ny tetikasa Advox, hitarika ny tatitra an-dahatsoratra, ny fikarohana sy ny fikatrohana momba ny fiarovana ny fahalalaham-pitenenana sy ny zo nomerika ary ny teknolojia ny Global Voices.