Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Avrily, 2013

Tantara mikasika ny Filazana tamin'ny Avrily, 2013

Fanambaràna Ireo Tafakatra Amin'ny Dingana Famaranana Amin'ny Famatsiam-bola Kiritika 2013

Te hankasitraka ireo mpandray anjara an-jatony avy amin'ireo firenena maherin'ny 100 izay nanome soso-kevitra ho dinihina amin'ny Famatsiam-bola Kiritika 2013 ho fanentanana ny mponina amin'ny alàlan'ny haino aman-jery ny Rising Voices. Mahafaly anay ny manolotra ireto lisitra 74 tafakatra amin'ny dingana famaranana ary asaina mba handefa ny tetikasa farany ho...