Tantara mikasika ny Filazana tamin'ny Febroary, 2018
Arahabaina Laura Ary Mirary Soa Eli! Fiovàna Ekipa Mpitantana ao Amerika Latina

Faly izahay mahita ireo zotra voasaintsaina tsara hitarihan'i Laura ny GV ao Amerika Latina sy ireo vondrom-piarahamonin'ny fiteny Espaniola ary mankasitraka izahay mikasika ny fientanam-po, ny fahaizana amam-pahalalàna ary ny hatsaram-panahy izay nentin'i Elizabeth tao amin'ny efitrano fanoratana
Mampiroborobo ny Fahasamihafana Ara-piteny Antserasera Amin'ny Alalan'ny Fanamby Sary-sy-Soratra Amin'ny Tenindrazana 2018

Manasa anareo handray anjara amin'ny Fanamby Meme Faharoa amin'ny Tenindrazana 2018 amin'ny alalan'ny famoronana meme mahatsikaiky na mampisaintsaina amin'ny fitenin-drazanao ao amin'ny aterineto. Manomboka amin'ny 14 febroary hatramin'ny 21 Febroary, manasa anareo handray anjara amin'ity fanentanana antserasera mahafinaritra ity ho fankalazana ny Andro Iraisam-pirenena ho an'ny Tenindrazana.
Filazàna: Fametrahana ny Hetsika-Tanjon'ny Mpitantana ny GV

Mientanentana ery izahay manambara ny hetsika iray vaovao natsofokay ho an'ny GV ho an'ny taona 2018. Amin'ity taona ity, tsy hoe hifantoka fotsiny amin'ny isan'ny lahatsoratra sy ireo fepetra hafa...