Tantara mikasika ny Filazana tamin'ny Mey, 2017
Midira Ho isan'ireo Hamolavola Ny Hoavin'ny GV— Manorata anarana Anatinà Vondrona ”Hetsika” na ”Hevitra”!

Mandraisa anjara anatin'ireo vondrona ''hetsika'' na ''hevitra'' kely mba hiasàna, hijerena ary hamelabelarana ireo olana sy fanontaniana mivalapatra kokoa mikasika ireo fiasa amin'izao fotoana izao na ny fitondrana ny Global Voices amin'ny hoavy.