· Mey, 2016

Tantara mikasika ny Filazana tamin'ny Mey, 2016

Global Voices Miasa Miaraka Amin'ny Groundviews Avy Ao Sri Lanka

  20 Mey 2016

Nanomboka fiarahamiasa iray vaovao ny Global Voices sy ny Groundviews, izay hampitambatra ny fifantohan'ny Global Voices amin'ny fanaovan-gazetin'olontsotra sy ny fandalinana ary fahaizamanaon'ny Groundviews mba hitondràna fandrakofam-baovao tokamiavaka sy mijery lalina avy any Sri Lanka ho antsika mpamaky