Tantara mikasika ny Filazana tamin'ny Janoary, 2014
“Vaovao Avy Eny An-doharano”: Famerenana Mamoaka Ny Rising Voices Ao Amin'ny Oximity

Nanatevina laharana ny fiaraha-miasan'ny Global Voices amin'ilay tranonkalam-baovao Oximity, mpampita vaovao, ny Rising Voices, ny Oximity izay manangona mivantana ny vaovao avy eny an-doharano, manamora ny ny fanangonana, famoahana ary fizaràna vaovao ataon'ireo mpamaky, sy fanapariahana ny votoatim-baovao amin'ny aterineto
Hanomboka Amin'ny Vaovao Tsara Ve Izahay?
Manangana ny sokajy 'Vaovao Tsara' ho amin'ny tantara mitondra vahaolana ny Global Voices. Leon'ny fitantarana hirifiry sy ny tsy rariny be loatra mahazo ny olombelona ve ianao? Hiova lalana izahay amin'ity taona ity.
Santas Miafina Virtoaly – Ny Fomba Global Voices
Ka ahoana moa izany no hampintaintainana olona iray [amin'ny fomba virtoaly] mandritra ny iray volana manontolo, mandefa hafatra tsy mampiseho ny anaranao? Toy izao ny tetika vitsivitsy tamin'ireo nanandrana ka nahomby!
Misokatra Ny Fifantenana Ireo Hifaninana Amin'ny (Bloggies Award)

Misokatra ny fisoratana anarana amin'ny fifaninanana Weblog 2014!