Tantara mikasika ny Filazana tamin'ny Oktobra, 2017
Fihaonamben'ny Global Voices Taona 2017: Isa Miverina Ho Any Sri Lanka!
Firenena manodidina ny 50 no ho voasolo tena amin'ny Fihaonamben'ny Global Voices 2017. Miaraha aminay avy any Colombo, Sri Lanka, ny 2-3 Desambra!
Fikaonandoha Hisianà Resaka Mivelatra kokoa
Mihevitra ihany koa aho fa raha toa ka manana fihaonana mivantana an'ireo blaogera sangany ireo, amin'ireo ao an-toerana any amin'ny firenena maro samihafa, hitarika fifandraisana amin'izy ireo matetika kokoa izany rehefa mandeha ny fotoana.
Ny Tetikady ”Fahafahana Miparitaka”
Mba manontany tena aho hoe inona ireo mason-tsivana sy fepetra ho ampiasaina mba ''hametrahana sy hampiharana politika momba ny fampiasana blaogy sy ny votoatin'ny blaogy.''
“Theory of Everything” Mifantoka amin'ny Global Voices
Tena fotoana iray sarobidy ny mandre ireo feo sasantsasany an'ireo olona miasa ho an'ny Global Voices
Hetsika 24 Ora Manohitra Ny Fanampenam-Bava Amin'ny Aterineto
Manomana hetsika antserasera manohitra ny sivana amin'ny Aterineto ny namanay ao amin'ny Reporters without Borders (matetika antsoina hoe "RSF" - Reporters sans Frontières ).
Blog for Human Rights!
Human Rights Watch dia mandrisika ireo bilaogera mba hampiasa ny RSS -dry zareo sy hanoratra bilaogy momba ny zon'olombelona
Mandefa Fiarahamonim-pirenena Vaovao Amin'ny Tambajotra Ny Digital Divide Network
Araka izay nambarako androany teo amin'ny blaogiko, misokatra ho an'ny fandraharahàna izao ny tranonkala vaovaon'ny Digital Divide Network.
‘Ny Hitondra Ny Aterineto Any Ambanivohitro No Faniriako.’ Fanomezam-boninahitra Farany Ho An'I Boukary Konaté Avy Amin'ireo Namany Sy Ny Mpiara-miasa Aminy
Malahelo mafy izahay manambara ny fahafatesan'ny namana sady mpiara-miasa aminay, Boukary Konaté.