Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Desambra, 2010

Tantara mikasika ny Filazana tamin'ny Desambra, 2010

20 Desambra 2010

Tohano ny Global Voices: Ampio ho lasa toerana mifandrohy bebe kokoa izao tontolo izao

Na eo aza ny fanohanana maro avy amin'ireo mpanolo-tena entanim-pitiavana, mila fanohanana ara-bola ihany izahay mba hampiodinana sy hampiroboroboana ity tetikasa ity. Nanjary taninketsa ho ana tetikasa goavana sy mitondra fivoarana nanerana ny tany ny Global Voices. Rehefa manome fanampiana ianao, tsy hoe manohana fotsiny ireo vohikala 20 efa novokarinay...

15 Desambra 2010

Tohano ireo feo maro ao amin'ny Global Voices – Manomeza fanampiana izao!

Satria efa hifarana ny taona 2010, manao antso manokana izahay ho an'ny fanohanana amin'ny fanohizana sy fanitarana ny asa vitanay tamin'ity taona ity. Ny mpandrindra, mpanoratra ary mpandika teninay dia mandany ora maro isam-bolana hanambàrana ny haino aman-jerin'olontsotra avy amin'ny faritra sy ny fireneny, mifidy sy mampifandraika ireo feo tena...