Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Aogositra, 2015

Tantara mikasika ny Filazana tamin'ny Aogositra, 2015

24 Aogositra 2015

Tafiditra hiady ny famaranana amin'ny Amboaran'ny Fanaovan-Gazety an-Tserasera 2015 i Marcell Shehwaro ato amin'ny Global Voices

Faly izahay manambara ny nifantenana ny asa-soratr'i Marcell ao amin'ny sokajy fanehohan-kevitra an-tserasera amin'ilay piesy mitondra ny lohateny hoe "Lasa mpamono olona daholo izahay eto Syria".

05 Aogositra 2015

Global Voices Miara-Miombon'Antoka amin'ny The Irrawaddy ao Myanmar

Noho ny tati-baovao mitsikera ataony dia noraran'ny fitondrana miaramila ao Myanmar izy ary izay rehetra ahitana ny dika iray amin'ny gazety dia mety ho voasambotra sy ampidirina am-ponja.