Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Mey, 2015

Tantara mikasika ny Filazana tamin'ny Mey, 2015

29 Mey 2015

Manomboka Fiaraha-miasa Vaovao Amin'ny Fanentanana Iraisampirenena Momba ny Zon'Olombelona Ao Iran ny Global Voices

Miankina amin'ny fanadihadian'ny Fanentanana sy ireo ekipa manampahaizana ny Global Voices rehefa mitatitra ny olana goavan'ny zon'olombelona ao Iran, ka tena faly izahay mandray ity fiarahamiasa vaovao ity mba hanatsarana ny pejy Iran ato amin'ny Global Voices.

16 Mey 2015

Global Voices Miara-miombon'Antoka Amin'ny Tranonkalam-Baovao Thailandey Prachatai

Prachatai, izay midika hoe 'vahoaka afaka' amin'ny Thailandey, dia gazety an-tserasera mahaleo tena ao Thailandy izay mihaika ny manampahefana amin'ny alalan'ny fijoroana manohitra ny lalàna amin'ny tany miady.

06 Mey 2015

Manambatra Ny Hery Ny Radio Ambulante Sy Ny Global Voices Ao Amerika Latina

Radio Ambulante dia fandaharana iray amin'ny teny Espaniola izay mitantara ny tantaran'ireo Amerikàna Latina avy amin'ny faritra rehetra miteny Espaniola, tafiditra ao anatiny i Etazonia.