· Jolay, 2018

Tantara mikasika ny Filazana tamin'ny Jolay, 2018

Fantaro ireo mpandresy tamin'ny fifaninanana bilaogera Kenyana

  17 Jolay 2018

Ny Global Voices dia nanolotra maimaim-poana ho an'ireo bilaogera enina mipetraka any Kenya ny fahafahana nanatrika ny Vovonana ho an'ny Fampitam-baovaon'olontsotra Global Voices 2012. Nifaninanana ny manoratra bilaogy 500 teny na latsaka momba ny lohahevitra hoe "Ahoana no fomba ahafahan'ny fampahalalam-baovaon'olontsotra manampy amin'ny fiarovana ny fifidianana am-pilaminana 2012-13 any Kenya".

Notendrena hifaninana tao amin'ny World's Best Blog (bilaogy tsara indrindra erantany) ny Rising Voices 

Rising Voices  13 Jolay 2018

Notendrena hifaninana ao amin'ny "Best of the Award Blogs" (Lokan'ny Bilaogy Tsara Indrindra) (BOB) tamin'ny sokajy "Best Weblog" ny tetikasa fanentanana momba ny fampahalalam-baovaon'olontsotra ao amin'ny Global Voices , Rising Voices. Tranonkalam-bilaogy maherin'ny 8.500 no natolotra hotendrena ary vondrom-pitsara iray no nifidy ireo 11 farany isa-tsokajy miisa 16.

Fiovàn'ny Mpitantana Ny Lingua Alemàna

Blaogim-Piarahamonina GV  04 Jolay 2018

Aza adino ny manaraka ny asa fandikàna ataon'ny Lingua Alemàna, ao amin'ny Facebook sy Twitter, ary mandrisika anareo izahay hizara ny takelaka fisoratana ho mpandray anjara raha misy olona fantatrao fa liana te-hanatevina laharana ny tarika mpandika lahatsoratra!