Tantara mikasika ny Filazana tamin'ny Marsa, 2012
Mitady Tonian-dahatsoratra Lefitra ny Global Voices
Mitady tonian-dahatsoratra lefitra ny Global Voices mba hanampy amin'ny fandaminana ireo lahatsoratra mivoaka isanandro amin'ny teny Anglisy. Ny Global Voices amin'ny teny Anglisy dia ivo iray ho an'ireo mpitoraka bilaogy mihoatra ny 400 sy mpandika lahatsoratra maneran-tany izay miara-miasa mba hitatitra anatina bilaogy sy ny mediam-bahoaka eny rehetra eny, amin'ny...
Torolalan'ny Global Voices Amin'ny SXSW
Ny herinandron'ny 9 Martsa dia nanafangaro ireo hevitra fanavaozana tanteraka sy hifampizara zava-pisotro ireo adalan'ny Texas, mpitendry zava-maneno, mpamokatra horonantsary, olona manan-talenta amin'ny fanamboarana sy ireo mpankafy manao fety any Austin. Ny fetiben'ny South by Southwest (SXSW) sy ny tafatafa, izay mahatratra ny faha-25 ankehitriny, dia nanomboka ny Zoma 9...
Mitady Tonian-dahatsoratra Hitatitra Vaovao Avy Any Azia Afovoany
Mitady tonian-dahatsoratra miasa tapak'andro ny Global Voices (GV) mba hanara-maso ny fandrakofana an-gazety ny vaovao mitranga avy any Azia afovoany
Global Voices Mitady Tonian-dahatsoratra Amin'ny Teny Shinoa
Mitady tonian-dahatsoratra miasa tapak'andro ny Global Voices (GV) mba hiantsoroka ny fanarahana ny lazain'olo-tsotra any amin'ny tambajotra teny-Sinoa. Ny Tonian-dahatsoratra no misahana ny fitateram-baovao amin'ny fiteny-Sinoa ka mitady sy mandrindra ny fandraisana anjaran'ny mpirotsaka an-tsitrapo. Izy ihany koa no mamokatra sy/na manitsy ny lahatsoratra lavalava maromaro isan-kerinandro sy ny lahatsoratra fohy miaty rohy mankany amina...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...