Tantara mikasika ny Filazana tamin'ny Desambra, 2008
Tonga soa Global Voices amin'ny teny Serba
Nomena teny hilaza aho ka mihasolanga milaza aminareo ny fisokafana amin'ny fomba ofisialy ny Global Voices amin'ny teny serba, izay hiara-dalana amin'ireo vohikala Lingua hafa (toy ny amin'ny teny malagasy). Atoa Sinisa Boljanovic izay mpanoratra eto amin'ny Global Voices ihany no angady nananana sy vy nahitana, nanokatra izany Global Voices...
Fikiro ilay tontolo miteny-manomeza ho an'i Global Voices!
Mila ny fanampianao ara-bola ny Global Voices hampitoetra azy hahaleo tena, afaka ary hanam-paharetana. Manomeza izao ho an'i Global Voices, ary ambarao (asehoy) ny fandraisana anjaranao amin'ny fanomezana vahana ireo tantara, sary sy lahatsary avy amin'olo-tsotra manerantany mampiasa ny aterineto hifandraisany amin'ny mponin'izao tontolo izao namany (ianao izany!).
Manaova famandrihana (maimai-poana) ny Global Voices
Afaka mandefa mailaka (amin'ny endrika miloko) isan'andro, isan-kerinandro sy filazana manokana ho an'ny mpamaky ankehitriny ny Global Voices izay miezaka ny hanamora sy hanatsara mandrakariva ny fampitana vaovao iraisam-pirenena araka ny voalazan'ny mpamaham-bolongana.
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...