· Desambra, 2017

Tantara mikasika ny Filazana tamin'ny Desambra, 2017

Jereo Mivantana Ny Vovonana Global Voices 2012!

  31 Desambra 2017

Natao tany Nairobi, Kenya (2-3 Jolay) ny Vovonana Global Voices 2012. Satrinay raha niaraka taminay tany ianareo kanefa afaka mijery ny lahatsary mivantana sy miresaka mivantana aminay ianareo raha tsy afaka nanatrika izany .

Fihaonana An-tampon'ny Global Voices 2008: Ireo Sary Sy Teny Fisaorana

  18 Desambra 2017

Tena nivanàka aok'izany na iza na iza tonga tao Budapest ka nieritreritra fa ho tsotsotra ny fizotry ny Global Voices Citizen Media Summit na ny Fihaonana An-tampon'ny Mediam-bahoaka Global Voices. Nitohy tsy ankijanona ny fifamihinana nisy teo amin'ny tambajotra sy ny famoahana lahatsoratra torapo taorian'ny Fihaonana an-tampony izay hita taratra tao amin'ny mpamaky RSS-nay.

Fanolorana Fandaharampotoana: Famoronana Habaka Maharitra Ho An'ny Fahalalahana Maneho Hevitra

  08 Desambra 2017

Eran Wickramaratne, Minisi-panjakana SriLankey misahana ny Tetibola, sy Aunohita Mojumdar, toniandahatsoratry ny Himal any Azia Atsimo, resaka momba ny fahalalahana maneho hevitra taorian'ny fifandirana any Sri Lanka sy  Azia Atsimo, ny fiatrehana ny lasa, ny fampihavanana, ary ny lova navelan'ny tsy refesimandidy. Ahoana no fomba ahafahan'ny fanjakana mirotsaka an-tsehatra amin'ny...